Teny iditra poka (poka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe: tsy hita popoka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra popoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de poka : bruit que font les objets qui s'entrechoquent ; la répétition équivaut à un diminutif) Nom donné aux fruits d'arachide, Arachis hypogaea L. (Fabaceae), récoltés encore verts et cuits avec leur écorce. Au cours de l'ébullition, les fruits s'entrechoquent, d'où le nom malgache. C'est un plat très apprécié. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Arachis hypogaea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31