|
|
|
|

Teny iditra1  poporohana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona)
Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka
Ohatra  4  [2.285#] Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26