Teny iditra | 1 poporohana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona) Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1] |
Ohatra |
4 Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?
[2.285#]
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |