|
|
|
|

Teny iditra1  poretake
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] andreta (vorona), vorona tia sitrika anaty bozaka na toerana sarotra, lobolobo, tsaporetika: Mañano vonim-poretake (miafina eo akaiky eo anefa tsy hita na sarotra hita) lobolobo, tsaporetika
Voambolana  4  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07