Teny iditra poritsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31