Teny iditra | 1 poritsaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 aporitsak, poritsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |