|
|
|
|

Teny iditra1  portogay
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy ny Portogay
Mikasika an' i Portogaly, an' i Portogaly na avy any Portogaly: Mahay teny portogay ny firenena maro any Amerika atsimo
Mpanahaka  4  portogaly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12