Teny iditra | 1 portorikanina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina Momba an' i Portorikò, an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo 4 [1.1] Puerto Rican 5 [1.1] portoricain, portoricaine |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 portoriko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |