Teny iditra posy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra posiposy
Ny fihaviany Frantsay: pousse-pousse.
Sary 

Teny iditra posy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ventin-drefin-kalavana anglisy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pouce [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31