Teny iditra (1/2) | 1 posy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1] |
Voambolana |
4 Fitaterana |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 6 posy |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 ventin-drefin-kalavana anglisy [1.13] 9 inch [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 pouce [1.13] |
Voambolana |
11 Toerana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/01 |