|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  po-tany
Singan-teny  2  poka, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] loza lehibe toy ny areti-mifindra mahazo ny mponina rehetra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#490] littéralement qui frappe la terre; calamité publique, maladie épidémique
6  [2.415] une calamité publique, c' est un malheur qui frappe la terre
7  [1.54] maladie épidémique
Voambolana  8  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)9  -potany
Sokajin-teny  10  endritenin' ny hoe fotaka

Fivaditsoratra  11  atopin, natopy, nitopa, pañito, -potany, po-tany, potany

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08