Teny iditra | 1 pôtasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony 4 [1.13] alkalia misy pôtasiôma |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] potasse |
Voambolana |
6 Simia |
Fivaditsoratra | 7 apitso, apotsi, pôtasy, sapoty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |