Teny iditra | potehina (potika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be broken into small pieces [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | potipotehina | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |