Teny iditra potipotika (potika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana anglisy broken into small pieces; broken or spoiled; potehina [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay brisé en petis morceaux cassé, abîmé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Atody miady amam-bato amin' ny fisehon-javatra maro ny fiainany ka tena torotoro sy potipotika tokoa tsy misy azo anoharana intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31