poussepousse   
posy
[frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1]