Teny iditra praiminisitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: prime minister.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31