|
|
|
|

Teny iditra1  Presque-Songes – Sari-Nofy
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  3 Rabearivelo Jean-Joseph
Mpanonta printy  4  w="10,5cm" h="18cm" p="128" date='2006' country='' pubid='tsipika#mg.ntp' . , 2006. Haavony: 18cm. Ambainy: 10,5cm. Takila: 128.
5  w="10,5cm" h="18cm" p="128" date='2006' country='' pubid='sepia#fr.ntp' . , 2006. Haavony: 18cm. Ambainy: 10,5cm. Takila: 128.
Sary 
Sombiny  8  p. 86 Angano, angano, arira, arira...
tsy tambo ny angano izay mahazohy
ny toera-nitsirian'ny vahy mandeha
ka tonga mandadina ny hazo rehetra :
tsy tambo ny arira izay manodidina
ny tena nahafoizan'ity voron-tsy àry
izay mirefarefa di miainga indray;

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26