Teny iditra pretra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: prêtre.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31