|
|
|
|

Teny iditra1  proma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy)
Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma

Fivaditsoratra  4  proma, rompa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21