Teny iditra | 1 prôzesterônina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 hôrmônina avy amin'ny fihary tsirivavy mandritra ny ambaratonga faharoan'ny tsingerim-padimbolana [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 progestérone [1.13] |
Voambolana |
5 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |