| Teny iditra | 1 raba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6 rabaraba |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how raba |
| Fivaditsoratra | 8 Bara, bara, raba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/22 |
|