Teny iditra | 1 raba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 rabaraba |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 Bara, bara, raba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |