| Teny iditra | 1 Rabary Jean-Joseph |
| Singan-teny | 2 Rabary, 3 Jean, 4 Joseph |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Rabary (1864-1947/02/21)
7 pasteur, professeur et écrivain de vaste culture, avantageusement connu dans l'Ile... 8 Mais c'est surtout comme romancier et historien que le Pasteur Rabary est connu... [1.11] |
| Voambolana | 9 Tantara: olona 10 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
11 Antananarivo zato taona lasa izay 12 Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 13 Ny Baiboly 14 Ny Fanahy 15 Ny tantaran' ny Martiora malagasy 16 Ny tsy fahatesanan' ny fanahy 17 Rasalimo sy Raketaka 18 Tsy ary volamena avokoa izay rehetra mamiratra 19 1904 Raketaka zandriko 20 1915/07 Lasa nialoha lalana 21 1929 Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara 22 1957 Rainandriamampandry : na ilay maritioran' ny tanindrazany tamin' ny taona 1896 |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|