Teny iditra rabatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dimbana atao amin' ny tolam-baravarana mba hidiran' ny lelavaravarana [Rajemisa 1985]
 karazana dimbanila amin'ny tolambaravarana [SLP 1986]
Famaritana frantsay feuillure des portes et des croisées [Abinal 1888]
Famaritana frantsay feuillure [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/15