Teny iditra | Rabemila | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Ohatra | Fanaon' Ingahy Rabemila, rehefa avy manoro izay zavatra tokony hataon' ny ankizy ny mandeha mipetraka eo ambony ahitra.
[2.356] | |
Teny iditra | Rabemila | |
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Rabemila io | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/30 |