|
|
|
|

Teny iditra1  Rabibibe
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] Rapeto: Tsa mahalala Raoto amin-dRabibibe aho fa izay mangaike ahy toiñiko (Tsy mahalala izay Raoto sy Rapeto aho fa valiako izay miantso ahy)
Voambolana  4  Fivavahana, finoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10