|
|
|
|

Teny iditra1  Raborobosy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] the name of a mythical person said to have invented the art of divining by the Sikidy. See borobosy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
5  [Raboribosy] Nom d'un devin célèbre qui apprit les Sikidy avec les Arabes, et les pratiqua le premier parmi les Hovas
Ohatra  6  [2.48] Voalohany nafindra ny tamy ny Kiboandrano sy raborobosy, dia nandika ireo amy ny olona.
Voambolana  7  Finoana
Tovy hevitra  8  rakiboantoandro, rakiboantoandro, rakiboantoandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29