|
|
|
|

Teny iditra1  radaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka, Tanala] saobakaka: Radaka ambodikararake: havela eo migolegake halaina teo moto-maso (saobakaka ambodifantsakana havela eo miretaka: hesorina teo mivandravandra)
4  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano] sahomborera
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] grenouille.
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny radaka io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31