Teny iditra radio
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiodiffusion] fandefasana onja tsy hita maso atao hoe onja "hertzienne", izay azo avadika ho feo ka entina hilazana vaovao, na tantara na lahateny: Tsy nihaino radio aho aninaraina [Rajemisa 1985]
 fitaovana fandraisana na fandefasam-peo [SLP 1986]
Famaritana frantsay radio [SLP 1986]
Ny fihaviany Frantsay: radio.

Teny iditra radio
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay radio, izay fanafohezana ny hoe radiographie] fitarafana zavatra tsy tantera-pahazavana, toy ny nofo, taolana, ka ahazoana mitsabo faritra marary any anaty: Efa natao radio ny tongony tapaka [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Frantsay: radio.

2013/06/04