Teny iditra | radratra (ratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Petites blessures, meurtrissures, petites égratignures [1.3] | |
Ohatra | Te hahita tompon' andraikitra amin' ny radratra nanjo azy izy, ka i Doda no namatrapatrarany.
[2.4] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |