|
|
|
|

Teny iditra1  rafandrafana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mienjika atsy mienjika aroa noho ny tahotra, ny fivadiham-po.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] running about wildly, as when stung by a bee or wasp.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  arafandrafan, narafandrafa, rafandrafana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31