Teny iditra | 1 rafozana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a parent or parent in law |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] beaux-parents 6 [1.8] beau-parent |
Ohatra |
7 —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady. [2.293] |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny rafozana io |
Fivaditsoratra | 20 rafozana, razanafo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |