Teny iditra | rafy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy [Rakotosaona 1975] | |||
Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena ¶ Olona mifaninana amin' ny tena ¶ Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao ¶ Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | an adversary, a rival [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | adversaire, rival [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Mpanahaka | rafilahy ~ rafivavy | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny rafy io | |||
Teny iditra | rafy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a shrub. Moesa trichophiobia, Baker. Same as Voarafy. [Richardson 1885] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: Ahitra ~ Fahasalamana | |||
Anarana siantifika | Moesa lanceolata, Moesa trichophiobia | |||
Teny mitovy hevitra | asaboratsy ~ voarafy | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |