|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rafy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy
4  [1.1] Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena
Olona mifaninana amin' ny tena
Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao
Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] an adversary, a rival
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] adversaire, rival
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  rafilahy, rafivavy
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny rafy io

Teny iditra (2/2)19  rafy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata)
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.2] a shrub. Same as voarafy
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] (mot d'origine africaine ; comparer à mrefu, nom Usambara de la même espèce). Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits charnus, souvent administrés aux enfants comme vermifuge. Voir radoka. En médecine vétérinaire, on emploie plutôt la décoction des racines comme vermifuges pour les veaux et celle des feuilles comme oditsingala pour les bovins adultes. Les feuilles et écorces fraîches écrasées au mortier sont appliquées en emplâtres sur les manifestations de l'urticaire et d'autres dermatoses. Comme l'a déjà suggéré Perrier de la Bâthie, cet arbuste aurait pu être introduit à Madagascar volontairement par l'homme à une époque ancienne et s'y serait naturalisé. On le trouve dans toute l'Afrique tropicale, de l'Angola au Mozambique et de l'Égypte à l'Éthiopie et jusqu'en Arabie. [Merina]
24  [Bezanozano]
25  [Tsimihety]
Voambolana  26  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
27  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Tovy hevitra  28  asaboratsy, voarafy
Anaram-biby 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  31  fari-, fary, fira, rafi, rafy, rifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02