Teny iditra raha efa
Singan-teny raha ; efa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27