Teny iditra | 1 raha efa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary |
Singan-teny | 4 raha, efa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |