Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] tahaka, sahala, toy: Ny hevetse rahakoa ny biby ko mangingiña ro andehanane (Ny hevitra sahala ny biby ka mangingina no andehanany) [Rakotosaona 1975]

Teny iditra rahakoa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] angamba [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01