Teny iditra | 1 rahampitso |
Singan-teny | 2 raha, ampitso |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso 6 [1.7] tomorrow |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] demain |
Ohatra |
8 Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [2.471] 9 Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472] |
Voambolana |
10 Fotoana |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny rahampitso io |
Fivaditsoratra | 12 hisompatra, rahampitso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |