Teny iditra rahanina (rahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampangotrahina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rahanina, rahaniko, rahaninao, rahaniny, rahanintsika, rahaninay, rahaninareo, rahanin', rahanin-, rahanim-, rahani-
Ny lasa : norahanina, norahaniko, norahaninao, norahaniny, norahanintsika, norahaninay, norahaninareo, norahanin', norahanin-, norahanim-, norahani-
Ny hoavy : horahanina, horahaniko, horahaninao, horahaniny, horahanintsika, horahaninay, horahaninareo, horahanin', horahanin-, horahanim-, horahani-
Filaza mandidy : rahano

Teny iditra rahanina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Sakafo, hanina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05