|
|
|
|

Teny iditra1  Raharolahy Elie
Singan-teny  2  Raharolahy, Elie
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [3.1] Raharolahy Elie (1901-1949) (Ny Erika, Harioley, Dorshonam)
5  [2.313] Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika. Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy eo amin' ny sahan' ny literatiora, dia i Harioley, Dorshonam
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  7  Ikakilay sy Ifaralahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10