Teny iditra | rahateo (raha, eo) | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Famaritana malagasy | Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | already [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
heretofore, beforehand [Richardson 1885] | |||||
in advance [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | déjà [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
auparavant [Abinal 1888] | |||||
à l'avance [Abinal 1888] | |||||
d'avance [Hallanger 1974] | |||||
Voambolana | Fotoana | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |