|
|
|
|

Teny iditra1  rahateo
Singan-teny  2  raha, teo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] already
6  [1.2] heretofore, beforehand
7  [1.7] in advance
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3, 1.8] déjà
9  [1.3] auparavant
10  [1.3] à l'avance
11  [1.8] d'avance
Ohatra  12  Tao rahateo koa no nihinanana. [2.472]
13  Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo. [2.470]
Voambolana  14  Fotoana

Fivaditsoratra  15  ahareto, aretaho, rahateo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21