Teny iditra | 1 raha tsy izany |
Singan-teny | 2 raha tsy, izany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.17.fr#35] else 5 [1.4.fr#764] sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire) 6 [1.66.fr#868] sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard) |
Fivaditsoratra | 7 izany raha tsy ..., raha tsy izany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |