Teny iditra | 1 raha tsy voa tsy hendry |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tratran' ny fahavoazana noho ny natao vao mandinika, ary tsy mamerina na manindroa intsony |
Singan-teny | 4 raha tsy, voa, tsy, hendry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |