Teny iditra rahomaly (raha, omaly)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina, fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany: Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly [Rajemisa: Fiteny 3 takila 146]

2016/08/25