Teny iditra | 1 rahomaly |
Singan-teny | 2 raha, omaly |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [2.313] io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina, fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany: Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly |
Fivaditsoratra | 5 hilaroam, hiloaram, ihaloram, lahimaro, marolahy, Marolahy, mihalora, rahomaly, roalahim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |