Teny iditra raiboboka (ray, boboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Poizina avy amin' ny zavamaniry ataon' ny Sakalava amin' ny tendron' ny lefona ka izay voan' ny lefona misy azy io mizihitra ny kibony dia maty
Zava-dratsy mampidi-doza: Raiboboka manimba firenena ny fifankahalana ara-poko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ boboka , soaked.] A poison, which produces swelling and death, applied by the Sakalava to their spears. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] (de ray : action de saisir ; et boboka : le bois imbibé d'eau, moisi). Préparation à base de bois pourri et de concentrés de plantes toxiques (strychnos, roupellina, etc.) avec laquelle les Sakalava empoisonnaient leurs pointes de flèches et leurs sagaies. Les armes ainsi empoisonnées provoquaient, même pour une blessure minime, un gonflement rapide de tout le corps et la mort survenait, souvent après d'horribles souffrances. On se protégeait de ces armes empoisonnées par un talisman spécial appelé odi-raiboboka. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31