Teny iditra | 1 raikely |
Singan-teny | 2 ray, kely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
rafozan-dahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] A stepfather. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] le second mari de sa mère |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Fivaditsoratra | 8 aleriky, keliray, kely ray, raikely, rekilay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |