Teny iditra | 1 raiketra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] raiketa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] cactus |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: hazo |
Tsipelina hafa | 7 raiketa, raketa |
Fivaditsoratra | 8 erikatra, katirera, raiketra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |