Teny iditra rainazy
Singan-teny ray ; azy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2]
 Of an easy-going disposition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a le caractère doux, indulgent [1.8]
Ohatra Rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahan-drafozana
[2.131]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16